“Mahasambatra kokoa ny manome…”

Notontosaina ny Alakamisy 20 jona 2019 tontolo andro lasa teo ny asa fanasoavana izay fanaon’ny FJKM Katedraly Analakely, ao anantin’ny programan’ny fiangonana isan-taona.