ALAHADY 01 DESAMBRA 2019 – NY FIADANANA -Isaia 57, 15-21

Ny fiadanana no fitaovana omen’Andrimananitra ho an’ny olona ankasitrahana izany hoe manana ny MANDRAKIZAY. Filaminan-tsaina lalim-paka ny atao hoe Fiadanana. Ny fepetran’ny Fiadanana dia : Mitoetra ao amin’ny MANDRAKIZAY amin’ny alalan’i Jesoa Kristy Manana ny fahamasinany amin’ny alalan’ny Teniny Olona manetry tena MAHEREZA