SEKOLY ALAHADY : IVON’NY FAHA-140 TAONA

” Fa hianao kosa dia mahareta amin’izay zavatra nianaranao sy nampinoana anao”, II Tim 3: 14a“Aza matahotra ny mampianatra ny tenin’Andriamanitra fa momba antsika Izy” Asa 18, 9b Ireo andalan-tsoratra masina ireo no nanakoako nandritra ny ivon’ny fankalazana an’Andriamanitra noho ny faha-140 taona ny Sekoly Alahady FJKM Katedraly Analakely. Ny alarobia 12 jona 2024 no […]