HAFATRA 2025 : RAISO JESOA

Deotoronomia 11, 12b « ny mason’i Jehovah Andriamanitrao mitsinjo azy mandrakariva hatramin’ny fiandohan’ny taona ka hatramin’ny fiafarany »Teny fampanantenana lehibe ho an’ny taona izay hodiavina no nozaraina nandritra ny fiaraha-mivavaka ny Alarobia 01 janoary 2025.Fanontaniana roa no nisarihana ny sain’ny mpino :1/ te hahery ve ianao mandritra ny taona 2025 ?2/ te hahazao ny fiainana mandrakizay ve […]
NY VOLA SY NY TOKANTRANO

Sekolin’ny fianakaviana – Alahady 08 oktobra 2023
NY TENA VAVOLOMBELONA MARINA

2 PETERA 1, 16-21
HAY TARIKA KRISTIANA (Leadership Chretien)

Alahady 30 aprily 2023 – Karakarain’ny Sampana Vondrona Fototra Laika
Izay ankasitrahany ihany no hirahiNY

Asa 10, 34-43
HANOMPOY AN’ANDRIAMANITRA NY FITAHIANA AZONAO
Hivereno fantarina ny andraikitry ny Mpitandrina
NY FINIAVANA
Mandinihan-tena : efa nateraky ny tenin’Andriamanitra ve ianao ?

I PETERA 1, 13-25
