
Fiainam-piangonana
Album “Mitafy anao”, io no namarana ny fankalazana
« ..Ary nomban’Andriamanitra ny zaza dia nitombo izy…..Eny, mamy sady mendrika ny fiderana. » Genesisy 21, 20 /Salamo 147,1b Misaotra an’Andriamanitra lehibe
ALAHADY 29 oktobra 2023
Raha tena nandray ny Filazantsara
Nihaona tamin’i Jesoa Velona dia ny tenin’Andriamanitra – nampibebahany – novainy ny tantaram-piainanao ary manahaka ny fiainany
TORITENY
NY VOLA SY NY TOKANTRANO
Sekolin’ny fianakaviana – Alahady 08 oktobra 2023
MIANARA SORATRA MASINA MBA HAHAY MANAVAKA
Matio 13, 24-30
NY VOLA SY NY TOKANTRANO
Sekolin’ny fianakaviana – Alahady 08 oktobra 2023
MIANARA SORATRA MASINA MBA HAHAY MANAVAKA
Matio 13, 24-30
PERIKOPA
Desambra : ANKALAZAO NY MPAMONJY
- 03. Advento I
1Tan. 16. 4-14 | Jao. 17. 1-5 | Asa. 13. 44-48
- 10. Advento II - Sampana Sekoly Alahady
Sal. 8. 1-9 | Mat. 21. 15-17 | Heb. 2. 10-18
- 17. Advento III
2Sam. 22. 47-51 | Mat. 5. 13-16 | Rom. 15. 7-12
- 24. Advento IV
Sal. 113. 1-9 | Lio. 1. 46-56 | Rom. 11. 33-36
- 25. KRISMASY
Isa 11. 1-10 | Mat. 2. 1-12 | Gal. 4. 1-7
- 31. Ala. man. Krismasy - Fiantsoana - SEFALA
Isa 26. 11-15 | Jao. 4. 12-14 | Efe. 1. 1-6
VAOVAO ANATINY

Album “Mitafy anao”, io no namarana ny fankalazana
4 décembre 2023



NY VOLA SY NY TOKANTRANO
9 octobre 2023

FIHAONAMBEN’NY SAMPANASA AFF : MANAO MPIANATRA
28 septembre 2023
