FIVORIAMBE FLD SPIA : FIOMANANA AMIN’NY FANATREHANA FANAVAOZANA SY TOMPON’ANDRAIKITRA

Ny sabotsy 28 oktobre 2023 lasa teo no notanterahina teny amin’ny FJKM Ambohimanarivo ny FIVORIAMBE FAHAROA teo anivon’ny SPIA 19. Fihaonan’ny samy Loholona sy Diakona eto amin’ny Synodamparitany no tanjona, fa indrindra koa fanomezana fiofanana sy toromarika rehetra avy any amin’ny Biraon’ny SPIA19. Toy izao ny fintina.
FIHAONAMBEN’NY SAMPANASA AFF : MANAO MPIANATRA

Tontosa tany Ambanja ny faha-14 ka hatramin’ny 17 septambra 2023 lasa teo ny fihaonamben’ny sampanasa AFF izay nahitana mpizaika 900 avy amin’ny synodamparitany 36 manerana ny nosy. 14 no isan’ny solontenan’ny sampanasa AFF avy amin’ny FJKM KATEDRALY ANALAKELY, izay notarihin’ny Filohany dia Andriamatoa RAMANANTSOA Lucien.
FARITRA, fomba fiasa manakaiky ny mpiangona

Andry iray lehibe ijoroan’ny fiangonana ny fiombonan’ny mpino ao aminy ary ny fifanatonany akaiky. Ny famantarana ny zava-misy eny ifotony koa dia tena manamora ny asa. Ireo no tanjona kinendry amin’ny fitsinjaram-paritra, fomba fiasa vaovao apetraka tsy ho ela eto amin’ny FJKM Analakely. Araho etoana ny fanazavana mahakasika izany.
