Passer au contenu principal

FJKM KATEDRALY ANALAKELY

« Miorena tsara , aza miova » (1 Kor 15 : 58)

FJKM Zoara Famonjena Antetezana sy ny STK Zokiny

« Manangàna faneva ho tazan’ny firenena » Isaïa 63 :10Miarahaba antsika nahatratra ny krismasy 2024 ary mirary antsika hiaina ny krismasy « tena izy », krismasin’i Jesoa Kristy. Miarahaba ihany koa nahazo taom-baovao 2025.Anatin’ny fandaharanasan’ny STKZ ny famangiana fiangonana ivelan’ny synodam-paritany, ka tamin’ity taona ity dia ny FJKM Zoara Famonjena Antetezana, Fitandremana Iharana, fokontany Antaratasy, Commune Foulpointe […]

MAHAIZA MIZARA

« Mahasambatra kokoa ny manome noho ny mandray » Asa. 20 :35 Ny sabotsy 26 oktobra 2024, ny Sampana Tanora Kristiana Zokiny dia nanatontosa ny « Mahaiza Mizara », hetsika efa fanaony isan-taona, izay hahitana fizarana maro samihafa mety hahasoa ny mpikambana sy ny ankohonany. Natomboka tamin’ny 11 ora ary nifarana tamin’ny 4 ora tolakandro ny fotoana.