HAFATRA 2025 : RAISO JESOA

Deotoronomia 11, 12b “ny mason’i Jehovah Andriamanitrao mitsinjo azy mandrakariva hatramin’ny fiandohan’ny taona ka hatramin’ny fiafarany”Teny fampanantenana lehibe ho an’ny taona izay hodiavina no nozaraina nandritra ny fiaraha-mivavaka ny Alarobia 01 janoary 2025.Fanontaniana roa no nisarihana ny sain’ny mpino :1/ te hahery ve ianao mandritra ny taona 2025 ?2/ te hahazao ny fiainana mandrakizay ve […]
KRISMASY TENA IZY

Ho teraka ao am-ponao ny faniriana hiara-monina amin’i Jesoa KristyHo teraka ao am-ponao ny faniriana ho voavela helokaMatio 1, 18-25Ireo no votoatin’ny hafatra Krismasy nozarain’ny Mpitandrina RAVELOSOA Mickael ny Alahady 25 desambra 2024. Ny volana desambra no anisan’ny volana feno programa raha ny tetiandron’ny FJKM Katedraly Analakely izay manodidina ny fankalazana ny Krismasy avokoa.