Faha-dimy taonan’ny FI.MPI.Z.K.A : ORGA HAMMOND no tanjona

“Raha niara-nihira ny kintan’ny maraina, ary nihoby avokoa ireo zanak’Andriamanitr” Joba 38, 7a Dimy taona nijoroana ny Fikambanan’ny Mpitendry Zava-maneno Katedraly Analakely. Ny naha-fikambanana no feno dimy taona, fa raha ny mpitendry zava-maneno dia efa nanana ny toerany sy ny tantarany teto @ asa fampiainana ny fiainam-piangonana hatramin’izay. Ny alahady 26 janoary 2025 no nosokafana […]