MIJORO NY VAOMIERA ARSIVA

“Ny horonan-taratasy, ny vakoka volamena…efa napetrany teo amin’ny efi-trano” Jer 36, 20a – I Mpanj 6, 21bAo anatin’ny tetiandron’ny FJKM Foibe, ny alahady fahatelon’ny volana febroary dia Alahadin’ny Arsiva sy Tranombakoka. Koa nosafidian’izy ireo ny FJKM Katedraly Analakely hankalazana izany, ny Alahady 16 febroary 2025 lasa teo. Notokanana ihany koa nandritra io Alahady io ny […]