Toriteny Alahady 13 Jona 2021 – Jaona 1 : 35-42
1- MIHAONA @ JESOA VELONA
Tsy manaraka olona fa manaraka an’I Jesoa (1Kor1:12)
Ny mpianatra mihaona @ Jesoa miala @ fahazarany
Mandray an’I Jesoa ho Tompo sy Mpamonjy :
Mandray an’I Jesoa vatana (Jesoa nitsangana t@maty no ao anatiko/tafaray @Jesoa vatana) = mpandray ny fanasan’Ny Tompo
Mandray an’I Jesoa iraka (Jao3:17) Mission = hamonjy/hamela heloka (rehefa manota dia avelany ny heloka ary hampianariny hoe “aza manota intsony”)
Mandray an’I Jesoa fiainana (tsy izaho intsony no velona fa Kristy velona ato anatiko)
Mihaona amin’I Jesoa tantara
Azo antoka ny fiainana mandrakizay
2- MITAONA OLONA HO AN’I JESOA VELONA
Lasa mpitory filazantsara
Fiantsoana ny olona hanatona an’Andriamanitra