Ny fiadanana no fitaovana omen’Andrimananitra ho an’ny olona ankasitrahana izany hoe manana ny MANDRAKIZAY.
Filaminan-tsaina lalim-paka ny atao hoe Fiadanana. Ny fepetran’ny Fiadanana dia :
- Mitoetra ao amin’ny MANDRAKIZAY amin’ny alalan’i Jesoa Kristy
- Manana ny fahamasinany amin’ny alalan’ny Teniny
- Olona manetry tena
MAHEREZA