Passer au contenu principal

FJKM KATEDRALY ANALAKELY

« Miorena tsara , aza miova » (1 Kor 15 : 58)

MIJORO NY VAOMIERA ARSIVA

« Ny horonan-taratasy, ny vakoka volamena…efa napetrany teo amin’ny efi-trano » Jer 36, 20a – I Mpanj 6, 21bAo anatin’ny tetiandron’ny FJKM Foibe, ny alahady fahatelon’ny volana febroary dia Alahadin’ny Arsiva sy Tranombakoka. Koa nosafidian’izy ireo ny FJKM Katedraly Analakely hankalazana izany, ny Alahady 16 febroary 2025 lasa teo. Notokanana ihany koa nandritra io Alahady io ny […]

Hotohizana ny fanoratana ny tantaran’ny fiangonana

Vaomiera iray natsangana manokana mandritra ity fankalazana ny faha-160 taona ity « ny vaomieran’ny tantara sy arsiva ». Lehibe ny andraikitra sahanin’izy ireo satria hiankinan’ny fitohizan’ny fiainam-piangonana ny tantara sy arsiva. Hatomboka amin’ny fanangonana ny tantaran’ny fiangonana àry aloha ny asa. Kristiana vitsivitsy no mandray an-tànana izany, izay hiantsoan’izy ireo ny fiaraha-miasa amin’ny zanaky ny fiangonana izay […]