Passer au contenu principal

FJKM KATEDRALY ANALAKELY

« Miorena tsara , aza miova » (1 Kor 15 : 58)

Taratasy fanisàna ny zanaka am-pielezana isam-pianakaviana izay azonao alaina eto. Afaka aterina ao amin’ny mpandraharahan’ny Fiangonana ny valiny na alefa mailaka amin’ny adiresy komity160e_analakely@fjkm-katedralyanalakely.org.