Passer au contenu principal

FJKM KATEDRALY ANALAKELY

« Miorena tsara , aza miova » (1 Kor 15 : 58)

Daniela 6, 17-25 / mofonaina 5/08/2020

Omen’Andriamanitra lanja ny fijoroanao amin’ny fahamarinana, ny finoanao matanjaka ary ny fanandratanao an’ilay Andriamanitra velona.