FJKM KATEDRALY ANALAKELY

Ny Antson’ny valim-bavaka-Jaona 15:7-8/16

Alahady 22 Septambra 2019
Ny fepetran’ny valim-bavaka :
1/mifototra amin’ny fitiavana :Jesoa no fototra ary isika no sampana. Maka tsiro amin’ny faka aloha ny sampana, mandeha amin’ny vatany. Tokony mitovy ny miainga any amin’ny faka, ny mandalo amin’ny vatany ary ny mamoa.
Fitiavana miainga amin’ny fiombonana amin’Andriamanitra izany.
2/mila mitoetra ao anatinao ny tenin’Andriamanitra : vokatra hita maso sy azo tsapain-tànana amin’ny fiainana andavanandro.

Hizara ny lahatsoratra

Share on facebook
Share on whatsapp
Share on email