FJKM KATEDRALY ANALAKELY

Ny Fiaraha-miasa tsara, Matio 26: 6-13

Alahady 29 Septambra 2019
1/ Ny fiaraha-miasa tsara dia mifototra amin’ny fitiavana. Tsy voahozongozon’ny manodidina, na voabaikon’izao tontolo izao. Ny endrim-pitivana dia:
– Fitiavana an’i Jesoa Kristy
– Fitiavana asa fanompoana
– Fitiavana ny manodidina
Ny fitiavana no refesin’i Jesoa

2/ Ny fiaraha-miasa dia mifototra amin’ny fanekena ho volavolain’ny tenin’Andriamanitra. Izy Andriamanitra mihintsy no mankasitraka anao.

Hizara ny lahatsoratra

Share on facebook
Share on whatsapp
Share on email