FJKM KATEDRALY ANALAKELY

ALAHADY 01 DESAMBRA 2019 – NY FIADANANA -Isaia 57, 15-21

Ny fiadanana no fitaovana omen’Andrimananitra ho an’ny olona ankasitrahana izany hoe manana ny MANDRAKIZAY.

Filaminan-tsaina lalim-paka ny atao hoe Fiadanana. Ny fepetran’ny Fiadanana dia :

  • Mitoetra ao amin’ny MANDRAKIZAY amin’ny alalan’i Jesoa Kristy
  • Manana ny fahamasinany amin’ny alalan’ny Teniny
  • Olona manetry tena

MAHEREZA

Hizara ny lahatsoratra

Share on facebook
Share on whatsapp
Share on email