Passer au contenu principal

FJKM KATEDRALY ANALAKELY

« Miorena tsara , aza miova » (1 Kor 15 : 58)

Alahady 27 Oktobra 2019

1/ Meteza havaozina : amin’ny alalan’ny famonjena vitan’i Jesoa Kristy
2/ Manaiky famelan-keloka
3/ Meteza hifandray tsy tapaka amin’Andriamanitra : fo madio no ilaina ka hitoeran’Andriamanitra