FJKM KATEDRALY ANALAKELY

NY MPINO TENA MIORINA

Toriteny Alahady 13 Jona 2021 – Jaona 1 : 35-42

1- MIHAONA @ JESOA VELONA

📌 Tsy manaraka olona fa manaraka an’I Jesoa (1Kor1:12)
📌 Ny mpianatra mihaona @ Jesoa miala @ fahazarany
📌 Mandray an’I Jesoa ho Tompo sy Mpamonjy :
✔️ Mandray an’I Jesoa vatana (Jesoa nitsangana t@maty no ao anatiko/tafaray @Jesoa vatana) = mpandray ny fanasan’Ny Tompo
✔️ Mandray an’I Jesoa iraka (Jao3:17) Mission = hamonjy/hamela heloka (rehefa manota dia avelany ny heloka ary hampianariny hoe “aza manota intsony”)
✔️ Mandray an’I Jesoa fiainana (tsy izaho intsony no velona fa Kristy velona ato anatiko)
✔️ Mihaona amin’I Jesoa tantara
➡️ Azo antoka ny fiainana mandrakizay

2- MITAONA OLONA HO AN’I JESOA VELONA

📌 Lasa mpitory filazantsara
📌 Fiantsoana ny olona hanatona an’Andriamanitra

Hizara ny lahatsoratra

Share on facebook
Share on whatsapp
Share on email