FANKALAZANA NY FAHA-40 TAONAN’NY FFKM

“Ho tafakambana tsara ianareo, hiray saina sy hevitra” (1 Kor. 1, 10b ). Io no teny faneva hankalazana ny faha-40 taona ny Fiombonan’ny Fiangonana Kristiana Malagasy izay hitambaran’ny FJKM, FLM, EKAR, EEM ). Ny zoma 23 aogositra 2019, amin’ny 2 ora no hisokatra amin’ny fomba ofisialy ny fankalazana ny fijoroan’ny FFKM, ka ao amin’ny EKAR […]