Nahazo Mpitandrina miza-draharaha vaovao ny fiangonana

Asan’ny Apostoly 1-, 10b :”..satria nataonay fa Andriamanitra no efa niantso anay hitory ny filazantsara amin’ny olona any” Andriamatoa RANDRIANARISOA Joharivony Samuel, mpiomana ho mpitandrina taona faha-efatra ao amin’ny Faculté de Théologie Ambatonakanga, no ho Mpitandrina miza-draharaha, hiara-hiasa amin’ny fiangonana mandritra ny telo volana.