Notokanana ara-pomba fiangonana ny FJKM Androtsy Maranata

Tontosa ny Talata 26 novambra 2019 lasa teo ny fanokanana amin’ny fomba ara-piangonana ny FJKM Androtsy Maranata, synodamparitany Toliara Fihavaozana SP33. Ny Filohan’ny FJKM, Andriamatoa Irako ANDRIAMAHAZOSOA Ammi Mpitandrina, ny Filohan’ny Synodaparitany Toliara Fihavaozana, ny fiangonana manodidina an’Androtsy rehetra ary ny Mpitandrina sy ny Biraon’ny Fiangonana ary ny kristiana eto amin’ny FJKM Katedraly Analakely no […]