FISINTONANA VOALOHANY FIKAMBANAN’NY LOHOLONA SY DIAKONA

Taorian’ny fanavaozana ny Fikambanan’ny Loholona sy Diakona dia notanterahana ny Sabotsy 14 desambra 2019 lasa teo ny fisintonana voalohany ka teny amin’ny restaurant le Pavé Antaninarenina no nanaovana izany. Toy ny mahazatra dia nialohavan’ny mofon’aina sy fampianarana nataon’ny Mpitandrina RAVELOSOA Mickaël izany ka namerenany indray ny antom-pisian’ny Loholona sy Diakona raha ara-tSoratra Masina. Amin’ny maha-fisintonana […]