NY BATISA

Sekolin’ny Finoana Sabotsy 11 febroary 2020

Ny Sekolin’ny Finoana

Ao anatin’ny fanamafisana ny fahalalana ny Soratra Masina dia mijoro izao ny SEKOLIN’NY FINOANA. Ny Vaomieran’ny Fiainam-panahin’ny fiangonana miaraka amin’ny Mpitandrina RAVELOSOA Mickael no manomana izany ka isaky ny sabotsy faharoan’ny volana, izay manomboka amin’ny 7 ora sy sasany.