KRISMASY 2020 : “Amintsika Andriamanitra”

« Indro, ny virjina hitoe-jaza ka hiteraka zazalahy ; ary ny anarany hataon’ny olona hoe Imanoela, izany hoe raha adika : Amintsika Andriamanitra.»     Io andalan-tsoratra masina nalaina tao amin’ny Filazantsara araka ny fomba fanoratr’i Matio 1:23 io, no nandravaka ny fankalazana ny krismasy teto amin’ny FJKM Katedraly Analakely ny taona 2020. Hevitry ny anarana hoe “Imanoela” izy […]