Ny olona matahotra an’Andriamanitra

Toriteny Alahady faha-07 martsa 2021 – Gen 22 : 11-19 Vanim-potoanan’ny karemy, natao indrindra ho fandinihan-tena. Handinihana ihany koa ny fizahan-toetra raha ny lohahevitra ao amin’ny perikopa FJKM. “aza maninjitra ny tànanao amin’ny zazalahy, ary aza maninona azy akory ianao ; fa hitako izao fa matahotra an’Andriamanitra ianao, ka tsy narovanao tamiko ny zanakao dia […]