Hotohizana ny fanoratana ny tantaran’ny fiangonana

Vaomiera iray natsangana manokana mandritra ity fankalazana ny faha-160 taona ity “ny vaomieran’ny tantara sy arsiva”. Lehibe ny andraikitra sahanin’izy ireo satria hiankinan’ny fitohizan’ny fiainam-piangonana ny tantara sy arsiva. Hatomboka amin’ny fanangonana ny tantaran’ny fiangonana àry aloha ny asa. Kristiana vitsivitsy no mandray an-tànana izany, izay hiantsoan’izy ireo ny fiaraha-miasa amin’ny zanaky ny fiangonana izay […]