IREO AKORA ILAINA HANAMBOARANA AN’ANALAKELY

Lisitr’ireo akora ilaina amin’ny fanavaozana ny trano fiangonana Katedraly Analakely.
HAVAOZINA NY TRANO FIANGONANA KATEDRALY ANALAKELY

Hiatrika asa tao-trano maro ny fiangonana manomboka ny volana martsa 2021. Izany dia tafiditra ao anatin’ny tsangam-baton’ny fankalazana ny faha-160 taona ny fiangonana.