HAFATRA VOLANA APRILY

Amintsika Andriamanitra (Mat 1/23) Fifaliana no hitarihana antsika indray hiatrika ny volana Aprily 2021. Volana vaovao izay hibanjinantsika indray ny loha-hevitra vaovao manao hoe ; « MAMPIORINA NY MINO NY FANAVOTAN’I KRISTY » Fototra hiainan’ny Fiangonana amin’ny maha Fiangonana azy ny fanavotana. Hiainga ao anaty dikan-teny isika hilazana izany fanavotana izany. Raha ny baiboly dikan-teny malagasy no jerena […]