LISITRY NY MPIVAVAKA ETO AMIN’NY FJKM KATEDRALY ANALAKELY

Ry Havana, araka ny fanentanana nanomboka ny taona 2022 dia hiatrika ny fanavaozana ny biraon’ny rafitra isika ny taona 2024 koa ilaina ny manavao ny lisitra ny mpandray sy mpivavaka ato amin’ny fiangonantsika.