TAFIKA MASINA TSIROANOMANDIDY LEHIBE

“Mitoria ny filazantsara amin’ny olombelona rehetra. “Marka 16: 15b Notontosaina ny 16-17-18 / 05 / 2023 ny TAFIKA MASINA TSIROANOMANDIDY LEHIBE.Fivondronana ANDRIAMPOTSY.NY FITANDREMANA MIADAMPAHONINA, ivondronan’ny tanàna telo antsoina hoe Miadampahonina sy Ikianjasoa ary Miadamandroso no toerana nanaovana ny TAFIKA MASINA. Eo Tsiroanomandidy tampotanàna no mianavaratra manaraka lalantany mirefy 80 km izay ataon’ny fiara tsimataodalana ora […]