Album “Mitafy anao”, io no namarana ny fankalazana

« ..Ary nomban’Andriamanitra ny zaza dia nitombo izy…..Eny, mamy sady mendrika ny fiderana. » Genesisy 21, 20 /Salamo 147,1b Misaotra an’Andriamanitra lehibe fa vita ary nikatona ny Alahady 19 novambra 2023 ny fankalazana ny faha-dimy taona ny Antoko Mpihira TAFIKA MIANTSA ka ny famoahana ny album “Mitafy anao” no namaranana izany tamin’ny alalan’ny concert de […]