FJKM KATEDRALY ANALAKELY

ANJARA BIRIKY FJKM AMPANDRIANKILANDY

https://drive.google.com/file/d/1CGpsTtTAB59uWj9AgUgyMbsp4lSB5_Hk/view?usp=sharing

Io rohy io no hahafahanao mandalina bebe kokoa mikasika ny asa fananganana ny fiangonana FJKM Ampandriankilandy Fiadanana. Voazava ao amin’ny antsipiriany ny mikasika an’Ampandriankilandy, ny tantaran niforonan’ny fiangonana, ny mahakasika ny tao tranon’ny fiangonana.

Mahefà be amin’ny asa fa tsy foana ny fikelezantsika aina.

Hizara ny lahatsoratra

Share on facebook
Share on whatsapp
Share on email