Toetra dimy ny Kristiana miorina araka ny fomba fijerin’I Jesoa

Toriteny Alahady 07 febroary 2021 – Lioka 5 : 1-11 Ny lohahevitra banjinintsika amin’ity volana ity dia ny hoe « Mampiorina ny mino ny Tenin’Andriamanitra. » Miisa dimy ny toetran’ny Kristiana miorina araka ny fomba fijerin’i Jesoa. 1. OLON’NY ASA Nisy toriteny nataon’i Jesoa tamin’ny olona aman’arivony (5000) teny an-tendrombohitra. Be ny olona teny an-tendrombohitra samy te hisisika […]

TORITENY AN-KIRA RANORAY

Tsy manam-paharoa ! Niavaka ny fotoam-pivavahana tamin’ny Alahady 31 Janoary farany teo. Hiram-piderana sy fankalazana noravahana feon-java- maneno no hita sy nohenoin’ireo nandeha nivavaka.