ZANAKY NY FIANGONANA ANY ANGLETERA

Angletera na United Kingdom, UK, no firenena nisy ny foiben’ny London Missionary Society (LMS) sady firenena niavin’ireo mpitory ny filazantsara voalohany teto Madagasikara, dia i David Jones sy Thomas Bevan. Fa amin’izao fotoana izao, tsy misy mahafantatra an’i Madagasikara ny Anglisy. Raha vao miteny ianao hoe avy any Madagasikara dia ilay film d’animation malaza no […]