56 TAONA NIHIRANA NY AMA

Mamarana ny fankalazana ny iray volany ny Antoko Mpihira Analakely ka antsan-kira-piderana no nosafidian’izy ireo amin’izany. Fotoana efa hifanomezan’ny AMA ny antsam-piderana isaky ny iray volana ka hiventesan’izy ireo ny hira novelomina hatramin’ny taona 1965 niorenany. Ny tononkiran’ny mpanao Salamo ihany no manosika azy ireo tsy hitsahatra hihira fa hoy indrindra ny Salamo 104, 33b […]

…MANORENA TSANGAM-BATO…

“Manangàna famantaran-dàlana ho anao ianao, manorena tsangam-bato.” Jeremia 31:21 – Fanazavana ny teny faneva fankalazana ny faha-160 taona ny fiangonana.