Pentekosta Fiadanana

Toriteny Alahady 09 Jona 2019
Asa 2 : 1-13
Alatsinain’ny Pentekosta, teny amin’ny « Café d’Ampasimbe »

Tontosa ny Alatsinainy 10 jona lasa teo ny fitsangatsanganan’y mpiara-miangona ao amin’ny FJKM Katedraly Analakely. Teny amin’ny « Café d’Ampasimbe » Ambohimalaza
