FIARETANA SY FAHARETANA : TANJAKY NY FINOANA
Nanatanteraka fifadian-kanina ny Sampana Fifohazana ny zoma 28 jona 2019, tao amin’ny FJKM Katedraly Analakely nandritra ny tontolo andro. Misy foana moa ny fampianarana sy fandalinana ny Soratra Masina ka noresahina tao anatin’izay ny asan’ny Fanahy Masina izay mitondra hery sy hazavana ho an’ny olona. Ny fiasan’io Fanahy Masina io ihany koa dia hita taratra […]
Mahatoky anao foana Andriamanitra – II Tim 2, 8-13
Akatoka Alahady 30 jona 2019
Izay manana ny Fanahy Masina no an’ny Tompo – Romana 8, 5-11
Toriteny Alahady 30 jona 2019
Ny olona hitoeran’ny Fanahin’Andriamanitra – Nomery 24, 1-9
Toriteny Alahady 16 jona 2019
Tantaran’ny fiangonana FJKM Katedraly Analakely
Ny Fahefan’Andriamanitra – Lioka 1, 8-17
Toriteny 23 jona 2019
Voatokana tamin’ny fombam-piangonana ny Vondrona Fototra Laika

« …inona no ataonareo mihoatra noho ny sasany… » Matio 5, 47b
Andriamanitra miantafika

Mofonaina Alarobia 19 Jona 2019
Jaona 14, 25-26
« Mahasambatra kokoa ny manome… »

Notontosaina ny Alakamisy 20 jona 2019 tontolo andro lasa teo ny asa fanasoavana izay fanaon’ny FJKM Katedraly Analakely, ao anantin’ny programan’ny fiangonana isan-taona.
