Izay ankasitrahany ihany no hirahiNY

Asa 10, 34-43
FJKM AMPANDRIANKILANDY : LOKO SISA

Mahafaly ny Komity Teknika Taotrano (KTT) izay voatendry hanara-maso ny asa eny Ampandriakilandy ny mampahafantatra antsika fa taorian’ny procès verbal de réception des travaux notanterahina tamin’ny 29 martsa lasa teo dia hita fa vita soamantsara ny gros oeuvre, izay niainga tany amin’ny fototra, niampita tamin’ny rindrina, ny tafo ary ny varavarana sy varavarankely rehetra, ny […]
HANOMPOY AN’ANDRIAMANITRA NY FITAHIANA AZONAO
Hivereno fantarina ny andraikitry ny Mpitandrina
NY FINIAVANA
T.A.FI.K.A : NAHAFINARITRA NY ZOMA VOALOHANY

« Mifalia ry zatovo dieny mbola tanora ianao, ary aoka ny fonao hampifalifaly anao amin’ny andro fahatanoranao ;… nefa aoka ho fantatrao fa ho entin’Andriamanitra hotsaraina ianao amin’izany rehetra izany » Mpitoriteny 11,9 Tontosa ny zoma 24 febroary 2023 lasa teo ilay hetsika voalohany nokarakarain’ny sampana T.A.FI.K.A ka nampitondrana ny anarana hoe « ZOMA MAHAFINARITRA ». Natomboka tamin’ny fampianarana fohy […]
MANDINIHAN-TENA : mahavaky barazy ve ny finoanao ?

Marka 2, 1-12 – Mofonaina 27/02/2023
FJKM ENGLISH WORSHIP SERVICE 1ST YEAR ANNIVERSARY

« Stand firm let nothing move you » I Cort 15, 58 We’re grateful to the Lord for the celebration of FJKM ENGLISH WORSHIP SERVICE 1ST YEAR ANNIVERSARY, last Sunday feb 12th 2023 at FJKM Katedraly Analakely. The service was well organized and attended by numerous fo Christians, almost 500 who are eager willing to praise the […]
MPAMONJY JESOA FA TSY MPANAMELOKA

Mofonaina 24/02/2023 – Jaona 12, 42-50
