Mihidy ny fiangonana fa miasa ny teknolojia

Mampahatsiahy ahy tamin’ny andron’ny fiangonana voalohany izay tranga misy izao. Olana tamin’Andriamanitra ny tsy fahafahana nampitana hafatra tamin’ny mpanara-dia Azy. Nanome vahaolana hatrany Andriamanitra fa ny zava-dehibe dia tafita ny hafatra. Tsy afaka nifandray tamin’ny Kristiana i Paoly Apostoly, i Jaona, Petera na ireo mpitondra hafatra samihafa dia nampiasa ny teknolojia tamin’izany nampitana hafatra dia […]

Fanampiana ho an’ireo Akany fanabeazana sy fitaizana

Fa hoy ny Soratra Masina : “Lazaiko aminareo marina tokoa: Araka izay efa nataonareo tamin’ny anankiray amin’ireto rahalahiko kely indrindra ireto no nataonareo tamiko.” Matio 25:40 Isaorana ny Tompo fa vita ny fanaterana ny fanomezana ireo Akany fitaizana miisa 5.Iisaorana ny tsirairay avy izay nanolotra vola sy zavatra nanampiana ireo efa nomanin’ny Fiangonana. Andriamanitra anie […]

Fikatonan’ny Fiangonana -Mpitandrina 54 no nomena fanampiana

“Didy vaovao no omeko anareo, dia ny mba hifankatiavanareo ; eny aoka ho tahaka ny nitiavako anareo no mba hifankatiavanareo kosa. Izany no ahafantaran’ny olona rehetra fa mpianatro hianareo, raha mifankatia.” Jaona 13:34 -35 Misaotra ny Tompo fa vita ny fizarana ireo vola voaangotsika ho fanampiana ireo Mpitandrina eto anivon’ny SPIA-19. Ny Biraom-piangonana FJKM mihintsy […]