Passer au contenu principal

FJKM KATEDRALY ANALAKELY

« Miorena tsara , aza miova » (1 Kor 15 : 58)

Ny Fiomanana amin’ny fiavin’ny Tompo Mat 16. 24-28

Toriteny Alahady 24 Novambra 2019 Matio 16 And.27 « fa ho avy ny Zanak’olona amin’ny vonihahitry ny Rainy, mbanin’ny anjeliny, dia hamaly ny olona rehetra araka ny nataony. » IZAY REHETRA TE HANARADIA AN’I JESOA » 1) Aoka izy handà ny tenany 2) Aoka hitondra ny Hazo Fijaliana Fa ho avy hitsara antsika ny Tompo, […]

DINIK’ASA TAONA 2020 NIARAHAN’NY SAMPANA, SAMPAN’ASA ARY FIKAMBANANA (S.Sa.F)

Tontosa ny sabotsy 16 novambra 2019 teo teny amin’ny Centre de Formation Jirama eny Ambohimanambola ny fisintonan’ny sampana, sampan’asa ary fikambanana eto amin’ny FJKM Katedraly Analakely, ka telo ambin’ny folo no isan’izy ireo. Ny Biraon’ny Fiangonana izay notarihin’ny Mpitandrina RAVELOSOA Mickael no nitarika ny fotoana izay natombokatamin’ny 9 ora maraina.