FJKM KATEDRALY ANALAKELY

Ny Fiomanana amin’ny fiavin’ny Tompo Mat 16. 24-28

Toriteny Alahady 24 Novambra 2019
Matio 16
And.27 « fa ho avy ny Zanak’olona amin’ny vonihahitry ny Rainy, mbanin’ny anjeliny, dia hamaly ny olona rehetra araka ny nataony. »
IZAY REHETRA TE HANARADIA AN’I JESOA »

1) Aoka izy handà ny tenany
2) Aoka hitondra ny Hazo Fijaliana

Fa ho avy hitsara antsika ny Tompo, Hery sy Fahefana lehibe Azy izany ka izay mahatanteraka ireo fanomanana ampanaovin’i Jesoa ireo no hahazo ilay anjara tsara efa voavaotra dia ny FIAINANA MANDRAKIZAY.

Hizara ny lahatsoratra

Share on facebook
Share on whatsapp
Share on email