VAVAKA HO AN’NY FIRENENA
Vavaka ho an’ny firenena – Alahady 24 mey 2020
Mihidy ny fiangonana fa miasa ny teknolojia

Mampahatsiahy ahy tamin’ny andron’ny fiangonana voalohany izay tranga misy izao. Olana tamin’Andriamanitra ny tsy fahafahana nampitana hafatra tamin’ny mpanara-dia Azy. Nanome vahaolana hatrany Andriamanitra fa ny zava-dehibe dia tafita ny hafatra. Tsy afaka nifandray tamin’ny Kristiana i Paoly Apostoly, i Jaona, Petera na ireo mpitondra hafatra samihafa dia nampiasa ny teknolojia tamin’izany nampitana hafatra dia […]
Fanampiana ho an’ireo Akany fanabeazana sy fitaizana

Fa hoy ny Soratra Masina : « Lazaiko aminareo marina tokoa: Araka izay efa nataonareo tamin’ny anankiray amin’ireto rahalahiko kely indrindra ireto no nataonareo tamiko. » Matio 25:40 Isaorana ny Tompo fa vita ny fanaterana ny fanomezana ireo Akany fitaizana miisa 5.Iisaorana ny tsirairay avy izay nanolotra vola sy zavatra nanampiana ireo efa nomanin’ny Fiangonana. Andriamanitra anie […]
Fikatonan’ny Fiangonana -Mpitandrina 54 no nomena fanampiana

« Didy vaovao no omeko anareo, dia ny mba hifankatiavanareo ; eny aoka ho tahaka ny nitiavako anareo no mba hifankatiavanareo kosa. Izany no ahafantaran’ny olona rehetra fa mpianatro hianareo, raha mifankatia. » Jaona 13:34 -35 Misaotra ny Tompo fa vita ny fizarana ireo vola voaangotsika ho fanampiana ireo Mpitandrina eto anivon’ny SPIA-19. Ny Biraom-piangonana FJKM mihintsy […]
MAHEREZA FA AZA MIRAVIRAVY TANANA
Lioka 4, 1 – 13 – Alahady 17 mai 2020
METEZA IANAO MIANDANY AMIN’I JESOA KRISTY SY NY FANAHY MASINA
Lioka 12, 8 – 12 / Alahady 10 mey 2020
HAVOTY NY FIRENENAO
Alahady 3 mey 2020 – Mpitsara 6, 33-40
NY FAMIRAPIRATANA TENA IZY
Daniela 12, 1 – 3. Toriteny Alahady 19 Aprily 2020
NY VAVOLOMBELON’NY FITSANGANAN’NY TOMPO AMIN’NY MATY
I Kort 15, 12 – 23 – Mofonaina Alarobia 15 aprily 2020
