Passer au contenu principal

FJKM KATEDRALY ANALAKELY

« Miorena tsara , aza miova » (1 Kor 15 : 58)

Vontom-pitia sabotsy 15 febroary 2020 : ATAOKO AHOANA NY FITIAVAKO ?

II – FEHEZO NY FITIAVANAO b) Makà fotoana handinihina tsara Misy fitenenana hoe “ ny alina mitondra fisainana ” ary marina izany. Raha tsy maimaika foana isika fa maka fotoana handinihina sy hieritreretana kely dia maro ny olana ho voasoroka eo amin’ny fiainantsika, maro no tsy ho nipoitra akory ny teny tsy voahevitra nanenenantsika! Ary […]

FIFOHAZANA : LOHARANOM-PIDERANA

FIFOHAZANA LOHARANOM-PIDERANA, io no fanentanana nentin’ny Mpitandrina RAVELOSOA Mickaël, tamin’ny fanombohana ny fifampiarahaban’ny sampana FIFOHAZANA, izay natao ny sabotsy 15 feborary 2020 teny amin’ny Le Colisée ampasanimalo. Ny Salamo 33, 1-11 izay mofonaina tamin’io andro io ihany no nangalan’ny Mpitandrina ny fanentanana ka nozarainy fa ny fiainam-pifankatiavana no endrika hanehoana ny fiderana ny Tompo. Antso […]

NY BATISA

Sekolin’ny Finoana Sabotsy 11 febroary 2020

Ny Sekolin’ny Finoana

Ao anatin’ny fanamafisana ny fahalalana ny Soratra Masina dia mijoro izao ny SEKOLIN’NY FINOANA. Ny Vaomieran’ny Fiainam-panahin’ny fiangonana miaraka amin’ny Mpitandrina RAVELOSOA Mickael no manomana izany ka isaky ny sabotsy faharoan’ny volana, izay manomboka amin’ny 7 ora sy sasany.