Mahereza fa ….Asa 13, 26-37
Mofonaina Alarobia 05 febroary 2020
Sabatry ny fanahy : ny hevitry ny atao hoe « Litorjia »
SAMPANASA AFF, HITORY AN’I JESOA KRISTY OLONA, NY ASANY ARY NY FIAINANY

Tontosa ny tolakandron’ny Alahady 12 janoary 2020 lasa teo ny fanompoam-pivavahana ho fanombohan’ny asan’ny Sampanasa AFF eto amn’ny Katedraly Analakely. Ny fotoana dia notarihin’ny Mpitandrina Ravelosoa Mickael, ny birao sy ny komitin’ny Sampanasa. Ny Mpitandrina RARIJASON Hery, Filohan’ny Sampanasa AFF Foibe teo aloha no nitondra ny lahateny. Nohazavain’ny Mpitandrina ny antom-pisian’ny sampanasa sy ny Filazantsara, […]
HAVAHAN’ANDRIAMANITRA NY OLONA MIARAKA AMINY – JAONA 10, 24 -30
TORITENY MOFONAINA 08 JANOARY 2020
HAFATRY NY FILOHAN’NY FJKM – TAONA 2020

Ny Filohan’ny FJKM, mamangy antsika rehetra amin’ny Anaran’i JESOA KRISTY, amin’izao Taona Vaovao 2020 izao: “I JESOA KRISTY NO TSY MIOVA OMALY SY ANIO ARY MANDRAKIZAY! Koa AZA MENATRA NY HO VAVOLOMBELON’NY TOMPONTSIKA! DIA MIORENA TSARA, AZA MIOVA!”
MIANTSO ANAO ANDRIAMANITRA – ISAIA 48, 12
Alahady 5 janoary 2020
ANDRIAMANITRA MITIA – NOMERY 6, 22 – 27
Toriteny Alahady 29 desambra 2020
HAFATRA TAONA 2020 : MIFAMPAHEREZA – MPANDRESY IANAO – MIFAMPIVAVAHA – Efesiana 6, 10-18

Fandaharam-potoanan’ny FJKM Katedraly Analakely voalohany ny fiaraha-mivavaka isaky ny 01 janoary ka tsy diso anjara iy taona 2020 ity izay notarihan’ny Mpitandrina RAVELOSOA Mickaël. Ho fampaherezana ny Kristiana nanatrika izany dia nametraka hafatra telo izy : 1/ Mifampahereza (And 10) « …mahereza ao amin’ny Tompo, amin’ny herin’ny faherezana… »Paoly Apostoly any am-pigadrana no manoratra, ao anatin’ny fijaliana […]
FISINTONANA VOALOHANY FIKAMBANAN’NY LOHOLONA SY DIAKONA

Taorian’ny fanavaozana ny Fikambanan’ny Loholona sy Diakona dia notanterahana ny Sabotsy 14 desambra 2019 lasa teo ny fisintonana voalohany ka teny amin’ny restaurant le Pavé Antaninarenina no nanaovana izany. Toy ny mahazatra dia nialohavan’ny mofon’aina sy fampianarana nataon’ny Mpitandrina RAVELOSOA Mickaël izany ka namerenany indray ny antom-pisian’ny Loholona sy Diakona raha ara-tSoratra Masina. Amin’ny maha-fisintonana […]
