MANDINIHAN-TENA : OMEM-BONINAHITRA SA HALAM-BARAKA

II Timoty 2, 19-21
ZAVA-MAHADOMELINA : DINGANA 14 NY ZANAKA ADALA

FILAM-BANINY (Lioka 15, 12) : fiantombohan’ny fikorontanana eo amin’ny fiaraha-monina. Mahatsiaro tsy afa-po, manome tsiny ny hafa. Foana ny acceptation de soi ka mamorona endrika vaovao.
MIAMBENA : tehirizo ny Teniny, manaova ny Asany

Marka 13, 28-37
Mitarika sy Mamahana

EZEKIELA 34, 1-10
NY « SISA » AO AMIN’NY TOMPO

MOFONAINA 10 NOVAMBRA 2022 – OBADIA 17 – 21
OLONA MAHATOKY SA MPIATSARA VELATSIHY

MOFONAINA 09 NOVAMBRA 2022 – MATIO 24, 42 – 51
Mofonaina 08 novambra 2022

ZEFANIA 3, 6 – 8
FANISANA 2022

« …fa mifalia, satria voasoratra any an-danitra ny anaranareo » Lioka 10, 20b« ..Izay ahazoan’ny fianakaviana rehetra any an-danitra sy ety an-tany anarana.. » Efesiana 3, 15
FJKM AMPANDRIAKILANDY FIADANANA : Ho vita ny vatan’ny fiangonana

Ny 19 jona 2022 no nametrahana ny vato fototry ny fiangonana, telo volana aty aoriana efa tonga amin’ny haavony ny rindrina efatry ny fiangonana. Miakatra tsikelikely ny tilikambo ka hovitaina ny 10 metatra, izay avo indrindra amin’ny tilikambo.
