FANDALINANA BAIBOLY

Misy karazany roa ny fomba fandalinana ny Baiboly :• Ny tena samirery• Fiaraha-mandinika miarakaFANAMARIHANAJAONA 5. 39-40 : «Dinihinareo ny Soratra Masina, satria ataonareo fa ao aminy no anananareo fiainana mandrakizay, ary ireny no manambara Ahy. Kanefa tsy mety manatona Ahy hianareo hanananareo fiainana. »
ANJARA BIRIKY FJKM AMPANDRIANKILANDY

https://drive.google.com/file/d/1CGpsTtTAB59uWj9AgUgyMbsp4lSB5_Hk/view?usp=sharing Io rohy io no hahafahanao mandalina bebe kokoa mikasika ny asa fananganana ny fiangonana FJKM Ampandriankilandy Fiadanana. Voazava ao amin’ny antsipiriany ny mikasika an’Ampandriankilandy, ny tantaran niforonan’ny fiangonana, ny mahakasika ny tao tranon’ny fiangonana. Mahefà be amin’ny asa fa tsy foana ny fikelezantsika aina.
POSTE D’EVANGELISATION AMPANDRIANKILANDY

NY FIORENANY sy FITOMBOANY Fitandremana nitambatra tamin’ny Fiangonana 70 mahery tany aloha nentina Mpitandrina delege 01 Nankatoavina ho Poste d’Evangélisation (P.Ev. na saha vaovao) tamin’ny 2014, isany zandriny indrindra Nahazo Mpitandrina voalohany tena azy manokana ary mitondra azy hatramin’izao Ny Commune Ampandriankilandy manontolo no sahan’ny Poste izay zarain’ny renirano Tsinjomorona Fiangonana 05 tamin’ny nanombohana (2015) […]
FJKM AMPANDRIANKILANDY FIADANANA : TSANGAMBATO FAHAROA

« Manangàna famantaran-dalana ho anao ianao, manorena tsangam-bato » Jer 31.21a Mitohy hatrany ny fankalazana ny faha-160 taona niorenan’ny FJKM Katedraly Analakely ka dia ankehitriny hiditra amin’ny dingana faharoa amin’ny tetikasa isika dia ny fananganana fiangonana ao amin’ny kaominin’ Ampandriankilandy, distrikan’ Antsohihy, faritr’i SOFIA. Azo antoka fa ny tranon’Andriamanitra izay hiorina eny an-toerana dia marika famantarana mipetraka […]
KARATRA VAKANA

Karatra Vakana, io no anisany nampiombona ny fiangonana tamin’ny fampitaovana sy fitadiavana ny enti-manana ka niatrehina ny fanamboarana ny Façade Principale.
FIZARANA SERTIFIKA NANDRITRA NY FANKALAZANA

Fanao isaky ny fankalazana ny mankasitraka ireo rehetra namelona sy niasa teo anivon’ny fiangonana ka tsy diso anjara tamin’izany ny mpanompon’Andriamanitra izay voaantso teto amin’ny FJKM Katedraly Analakely.
VITA FANAOVAZANA NY FAÇADE PRINCIPALE

Noho ny fitantanan’Andriamanitra, tompon’ny fiangonana dia vita soamantsara ny asa fanavaozana ny façade principale ny FJKM Katedraly Analakely.
12 SEPTAMBRA 2021 – IVON’NY FANKALAZANA : FIJOROANA VAVOLOMBELONA FA VELONA NY FIANGONANA

Efa voafaritra tao anatin’ny tetiandron’ny fankalazana an’Andriamanitra noho ny faha-160 taona ny fiangonana FJKM Katedraly Analakely fa ny Alahady 12 septambra 2021 no ivon’ny fankalazana
FANOMPOAM-PIVAVAHANA : ALAHADY 03 JOLAY 2022

IORENANA AMIN’NY FINOANA NY FANOMPOANA
