Passer au contenu principal

FJKM KATEDRALY ANALAKELY

« Miorena tsara , aza miova » (1 Kor 15 : 58)

HAMBOARINA NY FAÇADE PRINCIPALE

Araka ny fanapaha-kevitry ny komitin’ny fankalazana ny faha-160 taona, izay efa nandalo ny ambaratonga-drafitra teto amin’ny FJKM Katedraly Analakely dia ny fanavaozana tanteraka ny « Façade principale » no tsangambato iray lehibe hanamarihana izao fankalazana izao.