…MANORENA TSANGAM-BATO…

« Manangàna famantaran-dàlana ho anao ianao, manorena tsangam-bato. » Jeremia 31:21 – Fanazavana ny teny faneva fankalazana ny faha-160 taona ny fiangonana.
IREO AKORA ILAINA HANAMBOARANA AN’ANALAKELY

Lisitr’ireo akora ilaina amin’ny fanavaozana ny trano fiangonana Katedraly Analakely.
HAVAOZINA NY TRANO FIANGONANA KATEDRALY ANALAKELY

Hiatrika asa tao-trano maro ny fiangonana manomboka ny volana martsa 2021. Izany dia tafiditra ao anatin’ny tsangam-baton’ny fankalazana ny faha-160 taona ny fiangonana.
ZANAKY NY FIANGONANA ANY ANGLETERA

Angletera na United Kingdom, UK, no firenena nisy ny foiben’ny London Missionary Society (LMS) sady firenena niavin’ireo mpitory ny filazantsara voalohany teto Madagasikara, dia i David Jones sy Thomas Bevan. Fa amin’izao fotoana izao, tsy misy mahafantatra an’i Madagasikara ny Anglisy. Raha vao miteny ianao hoe avy any Madagasikara dia ilay film d’animation malaza no […]
NY TARANAKA SY NY ZANAKA AM-PIELEZANA ARA-TSORATRA MASINA

Fampianarana Alahady 14 Martsa 2021
Fankalazana ny faha-160 taona : Tenin’ny Filoha

Fandraisam-pitenenan’ny Filohan’ny Komitin’ny fankalazana ny faha-160 taona ny Fiangonana FJKM Katedraly Analakely.
Hotohizana ny fanoratana ny tantaran’ny fiangonana

Vaomiera iray natsangana manokana mandritra ity fankalazana ny faha-160 taona ity « ny vaomieran’ny tantara sy arsiva ». Lehibe ny andraikitra sahanin’izy ireo satria hiankinan’ny fitohizan’ny fiainam-piangonana ny tantara sy arsiva. Hatomboka amin’ny fanangonana ny tantaran’ny fiangonana àry aloha ny asa. Kristiana vitsivitsy no mandray an-tànana izany, izay hiantsoan’izy ireo ny fiaraha-miasa amin’ny zanaky ny fiangonana izay […]
Ny olona matahotra an’Andriamanitra

Toriteny Alahady faha-07 martsa 2021 – Gen 22 : 11-19 Vanim-potoanan’ny karemy, natao indrindra ho fandinihan-tena. Handinihana ihany koa ny fizahan-toetra raha ny lohahevitra ao amin’ny perikopa FJKM. « aza maninjitra ny tànanao amin’ny zazalahy, ary aza maninona azy akory ianao ; fa hitako izao fa matahotra an’Andriamanitra ianao, ka tsy narovanao tamiko ny zanakao dia […]
Mahafoiza, aoka ho mendriky ny fahatokisana, mikiriza sy mahareta

Toriteny Alakamisy 18 febroary 2021 – Fandraisan-tànana ny Mpitandrina RAVELOSOA Mickaël
